Vaovao

Miarahaba manokana an'i P. Tsiory isika, miarahaba ireo Rahalahiny rehetra ao amin'ny Fikambanana Trinitera ary miarahaba ny Eglizy Katolika malagasy fa nahazo Docteur ès Théologie Morale. Ny...Read more
Natolotra anio alahady 13 mai 2012 tamin'ny Ankohonana i Père Pierre Emile RAKOTOARISOA, izay notendren'ny Fivondronamben'ny Eveka any Madagasikara hiadidy sy hiahy ny eglizy katolika malagasy eto...Read more
Tonga amin'ny andiany faha-21 ny Festa dei Popoli izay hankalazaina ny alahady 20 mai 2012 ho avy izao eo an-kianja malalaky ny bazilikan'i San Giovanni in Laterano toy ny mahazatra. "L'ospitalità :...Read more
La Congregazione di San Giovanni Battista Precursore annuncia con gioia, che il proprio confratello ELIE RAJAONARIVONY il prossimo 17 giugno 2012 , nella Chiesa Parrocchiale di S.Rocco in Castiglione...Read more
FISAORANA Izahay Mpikambana Marialy, dia mankasitraka sy mankatelina ANAREO REHETRA izay namaly ny antsonay tamin'ny "Antsa amam-pihobiana" izay natao tamin'ny Alahady 22 Aprily 2012 : * ny...Read more
FANASANA Amin-kafaliana lehibe tokoa no hanasanay Mpikambana Marialy anareo havana aman-tsakaiza tsy ankanavaka hanotrona ny Antsam-panahy hataonay ny ALAHADY 22 APRILY 2012 amin'ny 3 ora sy sasany...Read more
Isaorana ireo izay nandray ny Finoana Kristianina an-tsitrapò, manatevin-daharana ny Fiangonana Fianakavian'Andriamanitra velomin'ny Eokaristia! Isaorana ireo mpampianatra katesizy! Isaorana ireo...Read more
Ny alin'ny Sabotsy Masina, izany hoe omaly 7 aprily 2012, no nandray ny Sakramenta ireo zanaky ny Ankohonana vitsivitsy. Tao ny nandray ny Sakramentan'ny Batemy, ny Komonio voalohany ary ny...Read more
Fito volana mahery kely izay no nanaovana antso avo antsika rehetra teto Roma mba hanome tanàna an'i Elitho kely izay tsy salama ka notsaboina teny amin'ny hopitalin'ny ankizy Bambino Gesù, sy ny...Read more
Ny Evekan’ny Diosezy Tsiroanomandidy, ny Fikambanana Trinitera manontolo sy ny Fikambanana Trinitera ao Madagasikara ary ny Fianakaviana sy ny Distrika niavian’izy mirahalahy, dia faly mampandre sy...Read more