Ny Fianakaviambe Trinitera ao Madagasikara dia manasa ny Ankohonana manontolo hiombon-kafaliana sy hitondra am-bavaka ny fanosorona ho pretra an'i
Fr Yvon Guy Herimanitra RAKOTONIRINA, OssT
amin'ny sabotsy 21 septambra 2013 ho avy izao, amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro, any Ambatondrazaka.
