Daty:
18/02/2018
Izao karemy izao ary dia fotoam-piombonana amin’ny Fiangonana eran-tany, amin’ny alalan’ny vavaka (lalan’ny Hazofijaliana ohatra na fiatahana masina mihitsy aza) sy ny fifadiana (alarobia lavenona sy ny zoma mandritry ny karemy) ary ny asa fiantrana fanampiana ny sahirana.
Anjaran’ny MDMK ny litorjia. Asiana fanosorana lavenona ho an’ireo izay sanatria tsy mahatratra ny alarobia lavenona noho ny antony tsy azo anoharana.