Fiatahana masina eny Pietravolta (MO)

Daty: 
06/11/2018

 

Hisy fiatahana masina karakaraina ho an'ny Malagasy rehetra manerana an'i Italie, na pretra na relijiozy na lahika, eny Pietravolta (Modena), ny 11 ka hatramin'ny 20 jiona ho avy izao, izany hoe herinandro ao anaty vavaka sy fahanginana tanteraka.

Ny andinindininy : http://www.victoire-rasoamanarivo.it/mg/content/fiatahana-masina-eny-pie...