Vaovao

Ny Fianakaviambe Trinitera ao Madagasikara dia manasa ny Ankohonana manontolo hiombon-kafaliana sy hitondra am-bavaka ny fanosorona ho pretra an'i Fr Yvon Guy Herimanitra RAKOTONIRINA, OssT amin'ny...Read more
Ny Fikambanandr'i Masera Md Joany Batista dia faly manasa antsika rehetra hanotrona sy hitondra am-bavaka ny Fanolorantena mandrakizay ataon'i Sr Bernadette RAHARIMALALA Sr Jeanne Honorine...Read more
Amin-kafaliana hatrany no hiarahabana azy efatra mirahavavy - Sr Jacinta, Sr Holy, Sr Lanto ary Sr Martine - ao amin'ny Fikambanandr'i masera Maestre Pie Venerini, tamin'izao dingana voalohany eo...Read more
Nohon'ny maha-fianakaviana iray antsika dia amin-kafaliana no hilazàna amintsika rehetra, fa ny fanamasinana ho PRETRA an'i Fr Faly, Fr Anicet ary Fr Théophile, ocd, dia hatao any MORAMANGA ny...Read more
Benedicta Sit Sancta Trinitas Hoan'ny Malagasy rehetra ao Roma, ny ankohonana Victoire Rasomanarivo tarihin'i P. Pierre Emile Aumonier, miarahaba antsika rehetra indray. Amin'ny anaran'ny Fikambanana...Read more
Hatao any Teramo amin'ny alahady 9 jiona 2013 amin'ny 11 ora antoandro ny fanamasinana ho diakra ireo frerantsika trinitera 9 mirahalahy avy nanao ny Fanolorantena mandrakizay tamin'ny herinandro...Read more
Feno fifaliana indray ny Ankohonana omaly 2 mey 2013 teo am-panotronana azy 9 mirahalahy trinitera nanao ny Fanolorantenany mandrakizay tao amin'ny bazilikan'i San Crisogono eto Roma. Mirary soa...Read more
Raha mbola tratran'ny fiara sy ny tongotra sy ny fotoana dia eto ihany isika mianakavy mifanotrona fa Ankohonana, iray vatsy sy iray aina Nidina kely nianatsimo noho izany ny avy tatý Roma androany...Read more
ANKALAZAINA ANIE NY TRINITE MASINA Ny Fikambanana Trinitera eto Italia sy any Madagasikara, miaraka amin'ny fianakavian'izy 9 mirahalahy dia faly mampandre sy manasa anareo hanotrona sy hiara-...Read more