Vaovao

Faly mandray tànana an'i mompera Jean Claude Rakotoarisoa isika. Afaka mirehareha ny EKAR malagasy fa nahazo "Docteur en Droit Canonique" iray indray satria dia tontosa anio 21 novambra 2016...Read more
ANKALAZAINA ANIE NY TRINITE MASINA. Ry Rahalahy sy anabavy ao amin'ny Tompo, amin-kafaliana lehibe tokoa no entiko isaorana anareo rehetra tamin'ny fanotronana sy ny vavaka nataonareo nandritra ny “...Read more
Na dia teo aza ny korontana vokatry ny horohoron-tany izay niseho ny marainan'ny alahady 30 oktobra 2016, ka nampiikatso tanteraka nandritra ny ora maro ny Metro dia nisinisy ihany ireo Kristianina...Read more
Araka ny efa natsidika tamintsika sy nohamafisin’ny fivorian’ny komity tamin’ny alahady dia amin’ny alahady 30 oktobra izao no hanaovantsika ny fetim-piangonantsika. Io rahateo no hanombohantsika ny...Read more
Misaotra antsika rehetra nanandratra ny anaran'ny Ankohonana sy Madagasikara nandritra ny " Giubileo mariano " teny amin'ny Kianjan'i Md Piera androany 8 oktobra 2016. Mankasitraka fa nanasa ny...Read more
Am-pifaliana tokoa no iarahabana an'i Fr Jean Chrysostome, sdv, nahavita soa ny fanamasinana azy ho diakra androany 29 jiona 2016 teny amin'ny paroasy Santa Felicità e figli martiri eto Roma. "Come...Read more
Vita soa ny fanohanana ny asa fikarohana nataony ka an-karavoana tanteraka no handraisantsika tànana an'i P. Louis Martin, A.A, nisondrotra eo amin'ny laharan'ny "Docteur en Droit Canonique" androany...Read more
"Vita ny alahady 15 mey teo ny fankalazana ny " Festa dei Popoli 2016 ". Miarahaba sy mankasitraka antsika rehetra nanamasaka sy nanomana ary niray fo sy fanahy niombona NIFAMPIZARA SY NIFANDRAY ARY...Read more
Araka ny efa nampitaina ombieny ombieny nandtira ny vaovaom-piangonana dia hanao fihatahana masina isika ny alahady 28 febroary 2016 izao etsy amin'ny toerana fivahinianana etsy Divino Amore. Izany...Read more
Androany 17 janoary 2016 teny amin'ny Vatican ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena natokana ho an'ny Mpifindra-monina sy ny Mpitsoa-ponenana. Somary nanaikitra ny hatsiaka saingy nafana daholo...Read more