Ny Ankohonana hiara-hiombom-bavaka amin'ny Paroasy eny Ostia

Daty: 
11/02/2018

 

Ny alahady 11 febroary amin’ny 11 ora maraina dia any Ostia ny lamesa fa tsy etsy amin'ny Bellarmino, miaraka amin’i Don Roberto sy ny kristianina ao amin’ny Parrochia San Nicola di Bari, Via Giancarlo Passeroni, 1.
Izay mandeha fitateram-bahoaka dia afaka mandray train (Treno per Ostia Lido) eo Piramide dia miala stazione STELLA POLARE fa 50 metatra avy eo ilay toerana. 
Aorian’ny lamesa dia misy fiaraha-misakafo ka samia mitondra hifampizaràna. 
Andrandraina mba ho maro indray ianareo ry masera amin’io.