Fiatahana masina ho an'ny karemy eny Monteverde

Daty: 
04/03/2018

 

Alahady 4 marsa 2018 manomboka amin’ny 10 ora eny amin’ny Masera Trinitera de Valence, Via Fratelli Bandiera 17/A, Monte Verde Vecchio akaikin’ny Salvatore Mundi. Tsy voatery hitondra sakafo fa Baiboly sy kahie entina.